قُلْ أَعُوذُ بِرَبِّ ٱلْفَلَقِ
Lazao hoe: "Mitady fiarovana amin'ny Tompon'ny maraina mazava atsinanana aho,
مِن شَرِّ مَا خَلَقَ
manoloana ny ratsy ataon' ireo zavaboahary
وَمِن شَرِّ غَاسِقٍ إِذَا وَقَبَ
sy manoloana ny haratsian'ny haizim-pito rehefa tafiditra,
وَمِن شَرِّ ٱلنَّفَّٰثَٰتِ فِى ٱلْعُقَدِ
sy manoloana ny haratsian' ireo mpamosavy
وَمِن شَرِّ حَاسِدٍ إِذَا حَسَدَ
ary manoloana ny haratsian'ireo mpialona rehefa mialona".